Hafatry ny Talen'ny Televiziona malagasy
HO TRATRY NY TAONA 2013
Mirary fety sambatra sy finaritra ho antsika rehetra ny tenako
Ho taona feno fahasalamana sy fahombiazana ary fandrosoana anie ny taona 2013 ho diavintsika tsy ho ela io.
Talen'ny Televiziona Malagasy
TAOM-BAOVAO 2012
Ho taom-pahombihazana sy fandrosoana ho antsika rehetra anie ity taona vaovao izay vao nodiavintsika ity, ho lasan'ny taona tranainy nivlona iny anie ny tsy fahatombanana sy ny ratsy rehetra.
TELEVISION MALAGASY : BONNE ANNEE 2013
Ny ekipan'ny TELEVISION MALAGASY REHETRA DIA MIRARY FETY SAMBATRA SY TAOM-BAOVAO FINARITRA HO ANTSIKA MPIJERY SY MPAKAFY NY TVM ETO MADAGASIKARA SY NY ANY IVELANY REHETRA ANY, HO TAONA FENO FIFANKATIAVANA SY FIRAISAN-KINA ARY FANDROSOANA HATRANY ANIE ITY TAONA VAOVAO ITY
EKIPAN'NY TVM
HO TRATRY NY TAONA 2013 ISIKA REHETRA
Ny sampana dokam-barotra eto amin'ny Televiziona malagasy, dia mirary fetin'ny taom-baovao feno fifaliana sy fahasalamana, ary fandrosoana ho an'ireo mpiara miasa mahatoky,sy mpijery ny TVM manerana ny Madagasikara. Ho taom-pahombiazana sy fandrosoana anie ity taona vaovao 2013 ity.
Ny Sampana dokam-barotra eto amin'ny TVM
MIRARY TAOM-BAOVAO SAMBATRA HO ANTSIKA REHETRA
Faly izahay manolotra fiharabana antsika rehetra tratry ny taona vaovao 2013, ary mirary soa sy fahasalamana ho antsika rehetra. Irina mba hitondra fivoharana sy fandrosoana ho antsika rehetra ity taona vaovao ity.
Ressources humaines TVM
ARABAINA TRATRY NY TAONA 2013
Amin'izao taona vaovao izao, dia faly izahay eto amin'ny sampana fandaharan'ny Televiziona malagasy manolotra fiharabana ho antsika mpiara-miasa rehetra sy mpijery ny TVM, mirary soa sy fahafinaretana hatrany mandritra ny taona sy eo am-panarahana ny fandaharan'ny Televiziona malagasy.
Sampana fandaharana
Free service simple and accessible to everyone
I make my website